1 Samuel 20:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa hitan’ny rainao fa tsy eo aho dia ataovy hoe: Niera fatratra tamiko i Davida mba hikaretsaka kely any Betlehema tanànany; fa misy fanatitra fanaon’ny fianakaviany manontolo any isan-taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha tsikaritry ny rainao fa tsy eo aho, dia ataovy hoe: Niera tamiko i Davida mba hikaretsaka kely any Betlehema tanànany, fa atao ao ny sorona fanao isan-taona ho an’ny fianakaviany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsikaritry ny rainao ny tsy maha eo ahy, dia lazao aminy hoe: «Niera tamiko i Davida mba hitselika kely any Betlehema tanàna fiaviany, hankalaza ny sorona fanao isan-taona miaraka amin’ny fianakaviany rehetra.»
Malagasy Bible 1865
Koa raha hitan'ny rainao fa tsy eo aho, dia ataovy hoe: Niera fatratra tamiko Davida mba hikaretsaka kely hankany Betlehema tanànany; fa misy fanatitra fanao amin'izy mianakavy rehetra isan-taona any.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa hitan’ny rainao fa tsy eo aho dia ataovy hoe: Niera fatratra tamiko i Davida mba hikaretsaka kely any Betlehema tanànany; fa misy fanatitra fanaon’ny fianakaviany manontolo any isan-taona.
malagasy