1 Samuel 20:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha lazainy hoe: Tsara izany, dia fiadanana no ho an’ny mpanomponao; fa raha tezitra mafy kosa izy dia aoka ho fantatrao tsara fa misy ratsy ifofoany ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka raha ataony hoe: Tsara izany, dia mahazo mandry tsy amin’ahiahy ny mpanomponao. Fa raha tezitra kosa izy, dia fantaro fa efa ifofoany mihitsy ny ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ambarany fa tsara izany, dia tsy haninona ny mpanomponao; fa raha tezitra kosa izy, dia fantaro fa vonona ny hifofo ny aiko mihitsy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha lazainy hoe: Tsara izany, dia fiadanana no ho an'ny mpanomponao; fa raha tezitra mafy kosa izy, dia aoka ho fantatrao tsara fa misy ratsy ifofoany ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha lazainy hoe: Tsara izany, dia fiadanana no ho an’ny mpanomponao; fa raha tezitra mafy kosa izy dia aoka ho fantatrao tsara fa misy ratsy ifofoany ahy.
malagasy
Ary raha lazainy hoe: Tsara izany, dia fiadanana no ho an'ny mpanomponao; fa raha tezitra mafy kosa izy, dia aoka ho fantatrao tsara fa misy ratsy ifofoany ahy.