1 Samuel 20:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa i Jonatana: Sanatria raha hahazo anao izany! Raha fantatro tokoa fa misy ratsy ifofoan’Ikaky anao dia hambarako aminao mihitsy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jônatasy taminy: «Halaviro anao izany hevitra izany! Fa raha fantatro marina fa efa tapaka ao an-tsain’idada ny hanao ratsy hahavoa anao dia ianiànako ny hilaza izany aminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jônatàna hoe: –Sanatria aminao izany! Raha fantatro tokoa fa vonona hanisy ratsy anao ny raiko, dia mianiana aho fa hilaza izany aminao.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jonatana: Sanatria raha hahazo anao izany! Fa raha fantatro tokoa fa misy ratsy ifofoan'ikaky anao, dia hambarako aminao mihitsy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa i Jonatana: Sanatria raha hahazo anao izany! Raha fantatro tokoa fa misy ratsy ifofoan’Ikaky anao dia hambarako aminao mihitsy izany.
malagasy
Fa hoy Jonatana: Sanatria raha hahazo anao izany! Fa raha fantatro tokoa fa misy ratsy ifofoan'ikaky anao, dia hambarako aminao mihitsy izany.