1 Samuel 21:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia niainga i Davida ka nandositra mba tsy ho azon’i Saoly. Dia tonga tany amin’i Akisy, mpanjakan’i Gata izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsangana i Davida ary androtr’izay ihany dia nandositra lavitra an’i Saola, ka tany amin’i Akisa mpanjakan’i Geta no nalehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’io andro io ihany i Davida dia niainga ka nandositra lavitra an’i Saoly, ary nankany amin’i Akisa mpanjakan’i Gata.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida niainga nandositra tamin'izany andro izany mba tsy ho azon'i Saoly, dia nankany amin'i Akisy, mpanjakan'i Gata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia niainga i Davida ka nandositra mba tsy ho azon’i Saoly. Dia tonga tany amin’i Akisy, mpanjakan’i Gata izy.
malagasy
Ary Davida niainga nandositra tamin'izany andro izany mba tsy ho azon'i Saoly, dia nankany amin'i Akisy, mpanjakan'i Gata.