1 Samuel 21:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalatsak’i Davida tao am-pony izany teny izany ka natahotra mafy an’i Akisy mpanjakan’i Gata izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nieritreritra ny amin’izany teny izany i Davida, ka raiki-tahotra mafy an’i Akisa mpanjakan’i Geta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nieritreritra izany teny izany tao am-pony i Davida ka natahotra mafy an’i Akisa mpanjakan’i Gata.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nalatsak'i Davida tao am-pony izany teny izany, ka natahotra an'i Akisy, mpanjakan'i Gata, indrindra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalatsak’i Davida tao am-pony izany teny izany ka natahotra mafy an’i Akisy mpanjakan’i Gata izy.
malagasy
Ary dia nalatsak'i Davida tao am-pony izany teny izany, ka natahotra an'i Akisy, mpanjakan'i Gata, indrindra izy.