1 Samuel 21:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nody adala teo imasony izy ka nanao fihetsiky ny olona very saina, sady nanoratsoratra teo amin’ny lelam-bavahady izy no navelany hanorika tamin’ny somony ny iviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nody adala teo anatrehan’izy ireo sy niseho ho very saina teo am-pelatanany izy: noveleziny, nataony langoroany ny lela vavahady; ary navelany hitsororoka amin’ny somony ny ranon’iviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisary adala teo anatrehan’ny Filistinina i Davida ka nody nanao very saina tamin’izy ireo, fa nanao sarisary teo amin’ny lelam-baravarana ary nandraraka ivy teo amin’ny volom-bavany.
Malagasy Bible 1865
Dia nody adala teo anatrehany izy ka nanao tahaka ny olona very saina teo aminy, fa nanoratsoratra teo amin'ny lela-vavahady izy, sady navelany hitsororoka tamin'ny somony ny iviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nody adala teo imasony izy ka nanao fihetsiky ny olona very saina, sady nanoratsoratra teo amin’ny lelam-bavahady izy no navelany hanorika tamin’ny somony ny iviny.
malagasy
Dia nody adala teo anatrehany izy ka nanao tahaka ny olona very saina teo aminy, fa nanoratsoratra teo amin'ny lela-vavahady izy, sady navelany hitsororoka tamin'ny somony ny iviny.