1 Samuel 21:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Davida tamin’i Ahimeleka: Tsy misy lefona na sabatra va eto aminao? Fa tsy nitondra ny sabatro na ny fiadiako etỳ amiko aho satria nahamaika ny raharahan’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Davida tamin’i Akimeleka: «Tsy misy lefona na sabatra va ato aminao? Fa tsy naharay ny sabatro na ny fiadiana hoentiko akory aho fa maika ny raharaha nandidian’ny mpanjaka ahy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy indray i Davida tamin’i Ahimelèka: –Manan-defona na sabatra ve ianao ato? Maika loatra ny iraka nampanaovin’ny mpanjaka ahy, dia tsy voaraiko intsony mbamin’ny sabatro sy ny fiadiako hafa.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida tamin'i Ahimeleka: Tsy misy lefona na sabatra va eto aminao? fa izaho tsy nitondra ny sabatro na ny fiadiako etỳ amiko, satria nahamaika ny raharahan'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Davida tamin’i Ahimeleka: Tsy misy lefona na sabatra va eto aminao? Fa tsy nitondra ny sabatro na ny fiadiako etỳ amiko aho satria nahamaika ny raharahan’ny mpanjaka.
malagasy
Ary hoy Davida tamin'i Ahimeleka: Tsy misy lefona na sabatra va eto aminao? fa izaho tsy nitondra ny sabatro na ny fiadiako etỳ amiko, satria nahamaika ny raharahan'ny mpanjaka.