1 Samuel 22:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany ho azy tamin’NY TOMPO i Ahimeleka sady nanome vatsy azy; nomeny azy koa ny sabatr’i Goliata, ilay Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Akimeleka nanontany an’i Iaveh ho azy, sy nanome vatsy azy, sady nanome azy ny sabatr’i Gôliata Filistinina».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Ahimelèka nanontany ny TOMPO ho azy, sady namatsy azy no nanome azy ilay sabatr’i Gôliata Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Ary Ahimeleka nanontany ho azy tamin'i Jehovah sady nanome azy vatsy; ary nomeny azy koa ny sabatr'i Goliata Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany ho azy tamin’NY TOMPO i Ahimeleka sady nanome vatsy azy; nomeny azy koa ny sabatr’i Goliata, ilay Filistina.
malagasy
Ary Ahimeleka nanontany ho azy tamin'i Jehovah sady nanome azy vatsy; ary nomeny azy koa ny sabatr'i Goliata Filistina.