1 Samuel 22:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hoy i Saoly: Mba mihainoa ianao, ry zanak’i Ahitoba. Ary namaly izy hoe: Inty aho, tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankany amin’ny mpanjaka izy rehetra ireo, ka hoy i Saola: «Henoy, ry zanak’i Akitoba.» Ary hoy ny navalin’io: «Inty aho tompoko!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Saoly tamin’i Ahimelèka: –Henoy àry, ry zanakalahin’i Ahitoba. Ka novaliany hoe: –Inty aho, tompoko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Saoly: Mba mihainoa ianao, ry zanak'i Ahitoba. Ary izy namaly hoe: Inty aho, tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hoy i Saoly: Mba mihainoa ianao, ry zanak’i Ahitoba. Ary namaly izy hoe: Inty aho, tompoko.
malagasy
Ary hoy Saoly: Mba mihainoa ianao, ry zanak'i Ahitoba. Ary izy namaly hoe: Inty aho, tompoko.