1 Samuel 22:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny mpanjaka: Hovonoina ho faty ianao, ry Ahimeleka, dia ianao sy ny taranaky ny rainao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny mpanjaka: «Hovonoina ianao, ry Akimeleka, dia ianao sy ny ankohonan-drainao rehetra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny mpanjaka hoe: –Ry Ahimelèka, tsy maintsy matiko ianao sy ny fianakavian-drainao manontolo.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny mpanjaka: Hatao maty tokoa ianao, ry Ahimeleka, dia ianao sy ny tarana-drainao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny mpanjaka: Hovonoina ho faty ianao, ry Ahimeleka, dia ianao sy ny taranaky ny rainao rehetra.
malagasy
Fa hoy ny mpanjaka: Hatao maty tokoa ianao, ry Ahimeleka, dia ianao sy ny tarana-drainao rehetra.