1 Samuel 22:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny iray tamin’ny zanak’i Ahimeleka, zanak’i Ahitoba dia afa-nandositra ka nanaraka an’i Davida; Abiatara no anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anankiray ihany tamin’ny zanak’i Akimeleka zanak’i Akitoba no afa-nandositra; Abiatara no anarany, ary nandositra tany amin’i Davida izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany Abiatara zanakalahin’i Ahimelèka sy zafikelin’i Ahitoba izany ihany no hany afa-nandositra, ka namonjy nankany amin’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray tamin'ny zanak'i Ahimeleka, zanak'i Ahitoba, Abiatara no anarany, dia afa-nandositra ka nanaraka an'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny iray tamin’ny zanak’i Ahimeleka, zanak’i Ahitoba dia afa-nandositra ka nanaraka an’i Davida; Abiatara no anarany.
malagasy
Ary ny anankiray tamin'ny zanak'i Ahimeleka, zanak'i Ahitoba, Abiatara no anarany, dia afa-nandositra ka nanaraka an'i Davida.