1 Samuel 22:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nambaran’i Abiatara tamin’i Davida ny namonoan’i Saoly ny mpisoron’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nambaran’i Abiatara tamin’i Davida ny namonoan’i Saola ny mpisoron’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nambaran’i Abiatara an’i Davida ny nandringanan’i Saoly ireo mpisoron’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Abiatara nanambara tamin'i Davida ny namonoan'i Saoly ny mpisoron'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nambaran’i Abiatara tamin’i Davida ny namonoan’i Saoly ny mpisoron’NY TOMPO.
malagasy
Ary Abiatara nanambara tamin'i Davida ny namonoan'i Saoly ny mpisoron'i Jehovah.