1 Samuel 22:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitoera etỳ amiko ka aza matahotra; fa izay mikatsaka ny aiko no mikatsaka ny ainao koa; ho voambina tsara ianao raha miaraka amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mijanòna atỳ amiko, ary aza matahotra, fa izay mitady ny aiko mitady ny ainao koa, ka ho tsara ambina ianao eto anilako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitoera eto amiko ary aza matahotra; fa izay mitady ny ainao dia mitady ny aiko koa. Ho tsara antoka ianao eto.
Malagasy Bible 1865
Tomoera etỳ amiko, ka aza matahotra; fa izay mikatsaka ny aiko no mikatsaka ny ainao koa; fa eto amiko no hahavoavonjy anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitoera etỳ amiko ka aza matahotra; fa izay mikatsaka ny aiko no mikatsaka ny ainao koa; ho voambina tsara ianao raha miaraka amiko.
malagasy
Tomoera etỳ amiko, ka aza matahotra; fa izay mikatsaka ny aiko no mikatsaka ny ainao koa; fa eto amiko no hahavoavonjy anao.