1 Samuel 22:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentina ho eo anatrehan’ny mpanjakan’i Moaba izy ireo ka nonina teo aminy nandritra ny andro rehetra nitoeran’i Davida tao amin’ny manda fiarovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny ho eo anatrehan’ny mpanjakan’i Moaba izy ireo, ka nonina teo aminy, mandritra ny fotoana rehetra nipetrahan’i Davida tao amin’ny fitoerana mimanda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’i Davida teo anatrehan’ny mpanjakan’i Môaba izy ireo ka nipetraka tao aminy nandritra ny fotoana rehetra nialokalofan’i Davida tao amin’ny fiereny.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nentiny ho eo anatrehan'ny mpanjakan'i Moaba izy ireo ka nonina teo aminy tamin'ny andro rehetra nitoeran'i Davida tao amin'ny batery fiarovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentina ho eo anatrehan’ny mpanjakan’i Moaba izy ireo ka nonina teo aminy nandritra ny andro rehetra nitoeran’i Davida tao amin’ny manda fiarovana.
malagasy
Ary dia nentiny ho eo anatrehan'ny mpanjakan'i Moaba izy ireo ka nonina teo aminy tamin'ny andro rehetra nitoeran'i Davida tao amin'ny batery fiarovana.