1 Samuel 22:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Gada mpaminany tamin’i Davida: Aza mitoetra ao amin’ny manda fiarovana ianao; fa mandehana ka mankanesa any amin’ny tanin’ny Joda. Dia nandeha i Davida ka tonga tany amin’ny alan’i Hareta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny mpaminany Gada tamin’i Davida nanao hoe: «Aza mitoetra amin’ny fitoerana mimanda ianao, fa mandehana miverina any amin’ny tanin’i Jodà.» Dia lasa i Davida nankany amin’ny ala Hareta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia hoy i Gada mpaminany tamin’i Davida: –Aza mijanona ao amin’ny fierenao fa mandehana miverina any amin’ny tanin’i Joda. Dia lasa i Davida ka nankany amin’ny alan’i Hereta.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Gada mpaminany tamin'i Davida: Aza mitoetra ao amin'ny batery fiarovana; fa mialà, ka mankanesa any amin'ny tanin'ny Joda. Dia nandeha Davida ka tonga tany an'ala Hareta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Gada mpaminany tamin’i Davida: Aza mitoetra ao amin’ny manda fiarovana ianao; fa mandehana ka mankanesa any amin’ny tanin’ny Joda. Dia nandeha i Davida ka tonga tany amin’ny alan’i Hareta.
malagasy
Ary hoy Gada mpaminany tamin'i Davida: Aza mitoetra ao amin'ny batery fiarovana; fa mialà, ka mankanesa any amin'ny tanin'ny Joda. Dia nandeha Davida ka tonga tany an'ala Hareta.