1 Samuel 22:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Saoly tamin’ny mpanompony izay nitsangana teo anilany: Henoy kely, ry taranak’i Benjamina: Ianareo rehetra koa va mba homen’ny zanak’i Jese saha sy tanim-boaloboka na hataony mpifehy arivo sy mpifehy zato
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamin’ny mpanompony nilahatra teo anoloany i Saola nanao hoe: «Mihainoa, ianareo Benjaminita: Moa ve ny zanak’i Isaï hanome anareo rehetra saha aman-tanimboaloboka koa, hanao anareo rehetra ho tomponarivo aman-tompon-jato,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Henoy tsara, ry taranak’i Benjamîna! Moa ny zanakalahin’i Jisay ve hanome anareo rehetra saha sy tanim-boaloboka, ary hanendry anareo rehetra ho mpifehy ny antokon-tafiny? Tsia!
Malagasy Bible 1865
dia hoy Saoly tamin'ny mpanompony izay teo anoloany: Henoy kely, ry taranak'i Benjamina: Moa ianareo rehetra koa mba homen'ny zanak'i Jese saha sy tanim-boaloboka, ary mba hataony mpifehy arivo sy mpifehy zato ianareo rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Saoly tamin’ny mpanompony izay nitsangana teo anilany: Henoy kely, ry taranak’i Benjamina: Ianareo rehetra koa va mba homen’ny zanak’i Jese saha sy tanim-boaloboka na hataony mpifehy arivo sy mpifehy zato
malagasy