1 Samuel 22:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Doega edomita izay nitsangana teo amin’ny mpanompon’i Saoly namaly hoe: Nahita ny zanak’i Jese tonga tany Noba tany amin’i Ahimeleka, zanak’i Ahitoba aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Dôega ilay Edômita lehiben’ny mpanompon’i Saola namaly azy: «Hitako tonga tany Nobe, tao amin’i Akimeleka zanak’i Akitoba, ny zanak’i Isaï.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Dôega, ilay Edômita izay nijoro teo akaikin’ireo mpanompon’i Saoly, hoe: –Izaho nahita ny zanakalahin’i Jisay tonga tany Nôba tao amin’i Ahimelèka zanakalahin’i Ahitoba.
Malagasy Bible 1865
Ary Doega Edomita, mpifehy ny mpanompon'i Saoly, namaly ka nanao hoe: Nahita ny zanak'i Jese tonga tany Noba aho tany amin'i Ahimeleka, zanak'i Ahitoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Doega edomita izay nitsangana teo amin’ny mpanompon’i Saoly namaly hoe: Nahita ny zanak’i Jese tonga tany Noba tany amin’i Ahimeleka, zanak’i Ahitoba aho.
malagasy
Ary Doega Edomita, mpifehy ny mpanompon'i Saoly, namaly ka nanao hoe: Nahita ny zanak'i Jese tonga tany Noba aho tany amin'i Ahimeleka, zanak'i Ahitoba.[Na: izay nitsangana teo amin']