1 Samuel 23:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Davida: Ry TOMPO, Andriamanitry ny Israely ô, efa ren’ny mpanomponao tokoa fa mitady hankaty Keila i Saoly mba handrava ny tanàna noho ny amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Davida: «Ry Iaveh Andriamanitr’i Israely ô, nandre ny mpanomponao fa mioman-ko avy atỳ Keilà i Saola mba handrava ny tanàna noho ny amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Davida taminy: –Ry TOMPO Andriamanitr’i Israely ô, ren’ny mpanomponao fa miomana hankatỳ Kehilà i Saoly handrava ny tanàna noho ny amiko.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Davida: Ry Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, efa ren'ny mpanomponao tokoa fa Saoly mitady hankatỳ Keila mba handrava ny tanana noho ny amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Davida: Ry TOMPO, Andriamanitry ny Israely ô, efa ren’ny mpanomponao tokoa fa mitady hankaty Keila i Saoly mba handrava ny tanàna noho ny amiko.
malagasy
Dia hoy Davida: Ry Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, efa ren'ny mpanomponao tokoa fa Saoly mitady hankatỳ Keila mba handrava ny tanana noho ny amiko.