1 Samuel 23:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Davida: Ny mpitondra etỳ Keila va hanolotra ahy sy ny oloko ho eo an-tanan’i Saoly? Ary hoy NY TOMPO: Hanolotra anao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Davida: «Moa hatolotry ny mponina eto Keilà eo an-tanan’i Saola va aho sy ny oloko?» Ka hoy i Iaveh: «Hatolony azy ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany indray i Davida hoe: –Hanolotra ahy sy ny oloko eo an-tanan’i Saoly ve ireo manampahefana eto Kehilà? Ary novalian’ny TOMPO hoe: –Eny, hanolotra anareo izy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Davida: Ny mponina etỳ Keila hanolotra ahy sy ny oloko ho eo an-tànan'i Saoly va? Ary hoy Jehovah Hanolotra anao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Davida: Ny mpitondra etỳ Keila va hanolotra ahy sy ny oloko ho eo an-tanan’i Saoly? Ary hoy NY TOMPO: Hanolotra anao izy.
malagasy
Dia hoy Davida: Ny mponina etỳ Keila hanolotra ahy sy ny oloko ho eo an-tànan'i Saoly va? Ary hoy Jehovah Hanolotra anao izy.