1 Samuel 23:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jonatana, zanak’i Saoly, niainga, dia nankany amin’i Davida tany Horsa ka nampahery azy tamin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga nankany amin’i Davida tany an’ala i Jônatasy zanak’i Saola. Nankahery ny tanany ao amin’Andriamanitra izy ka nanao taminy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Jônatàna zanakalahin’i Saoly nankany amin’i Davida any Hôresa ka nankahery azy tamin’ny anaran’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Jonatana, zanak'i Saoly, niainga, dia nankany amin'i Davida tany an'ala ka nampahery ny tànany tamin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jonatana, zanak’i Saoly, niainga, dia nankany amin’i Davida tany Horsa ka nampahery azy tamin’Andriamanitra.
malagasy
Ary Jonatana, zanak'i Saoly, niainga, dia nankany amin'i Davida tany an'ala ka nampahery ny tànany tamin'Andriamanitra.