1 Samuel 23:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao fifanekena teo anatrehan’NY TOMPO izy roa lahy; koa i Davida dia nitoetra tany Horsa, fa i Jonatana kosa dia nody any an-tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanao fanekem-pihavanana teo anatrehan’i Iaveh izy roa lahy; ka i Davida nijanona tany an’ala ary i Jônatasy niverina nody any aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanao dinam-pisakaizana teo anatrehan’ny TOMPO izy roa lahy. Dia nijanona tany Hôresa ihany i Davida fa i Jônatàna kosa niverina nody.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao fanekena teo anatrehan'i Jehovah izy roa lahy; ary Davida dia nitoetra tany an'ala, fa Jonatana kosa nankany an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao fifanekena teo anatrehan’NY TOMPO izy roa lahy; koa i Davida dia nitoetra tany Horsa, fa i Jonatana kosa dia nody any an-tranony.
malagasy
Ary nanao fanekena teo anatrehan'i Jehovah izy roa lahy; ary Davida dia nitoetra tany an'ala, fa Jonatana kosa nankany an-tranony.