1 Samuel 23:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany tamin’NY TOMPO i Davida hoe: Handeha hamely izao Filistina izao va aho? Hoy NY TOMPO tamin’i Davida: Mandehana, asio ny Filistina ka vonjeo i Keila.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanontany an’i Iaveh i Davida nanao hoe: «Handeha hamely izao Filistinina izao va aho?» Ary hoy ny navalin’i Iaveh an’i Davida: «Mandehana fa handresy ny Filistinina ianao sy hanafaka an’i Keilà.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Davida nanontany tamin’ny TOMPO hoe: –Handeha hiady amin’ireo Filistinina ireo ve aho? Ka hoy ny navalin’ny TOMPO azy; –Mandehana miady aminy ka vonjeo Kehilà.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida nanontany tamin'i Jehovah hoe: Handeha hamely izao Filistina izao va aho? Ary hoy Jehovah tamin'i Davida: Mandehana, asio ny Filistina, ka vonjeo Keila.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany tamin’NY TOMPO i Davida hoe: Handeha hamely izao Filistina izao va aho? Hoy NY TOMPO tamin’i Davida: Mandehana, asio ny Filistina ka vonjeo i Keila.
malagasy
Ary Davida nanontany tamin'i Jehovah hoe: Handeha hamely izao Filistina izao va aho? Ary hoy Jehovah tamin'i Davida: Mandehana, asio ny Filistina, ka vonjeo Keila.