1 Samuel 23:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, ry mpanjaka, araka ny fanirianao hidina dia midìna ianao, fa izahay no hanolotra azy ho eo an-tanan’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa araka ny fanirian’ny fanahinao rehetra dia midìna, ry mpanjaka, fa anay ny manolotra azy eo an-tanan’ny mpanjaka».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha te hanampoka azy ianao, ry mpanjaka, dia midina any, fa anjaranay ny manolotra azy eo an-tananao.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, ry mpanjaka, araka ny fanirian'ny fonao hidina, dia midìna ianao, fa azonay hatolotra eo an-tànan'ny mpanjaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, ry mpanjaka, araka ny fanirianao hidina dia midìna ianao, fa izahay no hanolotra azy ho eo an-tanan’ny mpanjaka.
malagasy
Koa ankehitriny, ry mpanjaka, araka ny fanirian'ny fonao hidina, dia midìna ianao, fa azonay hatolotra eo an-tànan'ny mpanjaka izy.