1 Samuel 23:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Saoly: Hotahin’NY TOMPO anie ianareo, fa ianareo dia namindra fo tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Saola: «Hotahin’i Iaveh anie ianareo noho izao famindram-ponareo amiko izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Saoly hoe: – Hitahy anareo anie ny TOMPO noho izao fiahianareo ahy izao!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Saoly: Hotahin'i Jehovah anie ianareo; fa ianareo namindra fo tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Saoly: Hotahin’NY TOMPO anie ianareo, fa ianareo dia namindra fo tamiko.
malagasy
Ary hoy Saoly: Hotahin'i Jehovah anie ianareo; fa ianareo namindra fo tamiko.