1 Samuel 23:28 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina avy tamin’ny nanenjehany an’i Davida i Saoly ka nandeha niady tamin’ny Filistina; ary ny anaran’izany tany izany dia nataony hoe Sela-Hamalekota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia natsahatr’i Saoly ny fanenjehana an’i Davida, fa lasa izy niady tamin’ny Filistinina. Izany no niantsoana io toerana io hoe: «Vatolampin’ny Fisarahana».
Malagasy Bible 1865
Dia niverina Saoly tamin'ny nanenjehany an'i Davida ary nandeha niady tamin'ny Filistina; ary ny anaran'izany tany izany dia nataony hoe: Sela-hamalekota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina avy tamin’ny nanenjehany an’i Davida i Saoly ka nandeha niady tamin’ny Filistina; ary ny anaran’izany tany izany dia nataony hoe Sela-Hamalekota.
malagasy
Dia niverina Saoly tamin'ny nanenjehany an'i Davida ary nandeha niady tamin'ny Filistina; ary ny anaran'izany tany izany dia nataony hoe: Sela-hamalekota.[Sela-hamalekota = Harambato fandosirana]