1 Samuel 23:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny olon’i Davida taminy: E! Atỳ Joda aza isika matahotra, koa mainka rehefa mankany Keila hiady laharana amin’ny miaramilan’ny Filistina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy anefa ny olon’i Davida taminy: «Indro fa atỳ Jodà aza isika ity matahotra, ka mainka izany hoe ho any Keilà hiady amin’ny miaramilan’ny Filistinina!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny olon’i Davida taminy: –Indreto atỳ Joda aza isika matahotra, koa mainka rehefa mankany Kehilà hiady amin’ny tafika filistinina?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny olon'i Davida taminy: He! atỳ Joda aza isika matahotra, koa mainka raha mankany Keila hiady amin'ny miaramilan'ny Filistina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny olon’i Davida taminy: E! Atỳ Joda aza isika matahotra, koa mainka rehefa mankany Keila hiady laharana amin’ny miaramilan’ny Filistina?
malagasy
Ary hoy ny olon'i Davida taminy: He! atỳ Joda aza isika matahotra, koa mainka raha mankany Keila hiady amin'ny miaramilan'ny Filistina?