1 Samuel 23:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia mbola nanontany tamin’NY TOMPO indray i Davida ka novalin’NY TOMPO hoe: Miaingà, midìna hankany Keila, fa Izaho no hanolotra ny Filistina ho eo an-tananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanontany an’i Iaveh indray i Davida, ka hoy i Iaveh namaly azy: «Mitsangàna ianao, midìna any Keilà, fa hatolotro eo an-tananao ny Filistinina».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Davida nanontany indray ny Tompo, ka novaliany hoe: –Mandehana mankany Kehilà, fa hatolotro ho eo an-tananao ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Dia nanontany tamin'i Jehovah indray Davida. Ary Jehovah namaly azy hoe: Miaingà, midìna hankany Keila, fa Izaho no hanolotra ny Filistina ho eo an-tananao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia mbola nanontany tamin’NY TOMPO indray i Davida ka novalin’NY TOMPO hoe: Miaingà, midìna hankany Keila, fa Izaho no hanolotra ny Filistina ho eo an-tananao.
malagasy
Dia nanontany tamin'i Jehovah indray Davida. Ary Jehovah namaly azy hoe: Miaingà, midìna hankany Keila, fa Izaho no hanolotra ny Filistina ho eo an-tananao.