1 Samuel 23:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Abiatara, zanak’i Ahimeleka, rehefa nandositra nankany amin’i Davida tany Keila, dia nitondra efoda teny an-tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fony i Abiatara zanak’i Akimeleka nandositra tany amin’i Davida any Keilà, dia nidina izy nitondra ny efôda eo an-tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nialokaloka eo amin’i Davida tany Kehilà i Abiatara zanakalahin’i Ahimelèka, dia nitondra ny efôda niaraka taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandositra nankany amin'i Davida tany Keila Abiatara, zanak'i Ahimeleka, dia nitondra efoda teny an-tànany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Abiatara, zanak’i Ahimeleka, rehefa nandositra nankany amin’i Davida tany Keila, dia nitondra efoda* teny an-tanany.
malagasy
Ary raha nandositra nankany amin'i Davida tany Keila Abiatara, zanak'i Ahimeleka, dia nitondra efoda teny an-tànany izy.