1 Samuel 23:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony fantatr’i Davida fa namorona hevi-dratsy hamelezana azy i Saoly dia hoy izy tamin’i Abiatara mpisorona: Ento etỳ ny efoda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa rehefa fantatr’i Davida kosa fa niomana hanisy ratsy azy i Saola, dia hoy izy tamin’i Abiatara mpisorona: «Ento atỳ ny efôda.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Davida fa nisaina hanao ratsy azy i Saoly; koa nasainy nentin’i Abiatara mpisorona ny efôda hanontaniana ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary fantatr'i Davida fa Saoly namorona sain-dratsy hamelezana azy; dia hoy izy tamin'i Abiatara mpisorona: Ento etỳ ny efoda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony fantatr’i Davida fa namorona hevi-dratsy hamelezana azy i Saoly dia hoy izy tamin’i Abiatara mpisorona: Ento etỳ ny efoda.
malagasy
Ary fantatr'i Davida fa Saoly namorona sain-dratsy hamelezana azy; dia hoy izy tamin'i Abiatara mpisorona: Ento etỳ ny efoda.