1 Samuel 24:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra niala teo i Davida ka nitoetra tao amin’ireo harambato tany Eny-Gedỳ.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary teo i Davida dia niakatra hipetraka tao amin’ny fitoerana mimanda ao Engadi.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy teo i Davida dia niakatra tany amin’ny toerana be harambato, tany Haîna-Gedỳ, ary nipetraka tao.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida niakatra niala teo ka nitoetra tao amin'ny batery fiarovana tany En-jedy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra niala teo i Davida ka nitoetra tao amin’ireo harambato tany Eny-Gedỳ.
malagasy
[Ny tsy netezan'i Davida hahafaty an'i Saoly, na dia azony tao an-johy aza] Ary Davida niakatra niala teo ka nitoetra tao amin'ny batery fiarovana tany En-jedy.