1 Samuel 24:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Davida tamin’i Saoly: Nahoana ianao no mihaino tenin’olona hoe: Indro, mitady hanisy ratsy anao i Davida?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Davida tamin’i Saola hoe: «Nahoana ianao no dia maka ny vavan’olona hoe: ‹Indro fa mitady hanisy ratsy anao i Davida?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Davida tamin’i Saoly: –Nahoana ianao, ry mpanjaka, no dia mihaino izay vavan’olona milaza fa mitady hanisy ratsy anao aho?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida tamin'i Saoly: Nahoana ianao no maka vavan'olona hoe: Indro, Davida mitady hanisy ratsy anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Davida tamin’i Saoly: Nahoana ianao no mihaino tenin’olona hoe: Indro, mitady hanisy ratsy anao i Davida?
malagasy
Ary hoy Davida tamin'i Saoly: Nahoana ianao no maka vavan'olona hoe: Indro, Davida mitady hanisy ratsy anao?