1 Samuel 24:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no hitsara ahy sy ianao, ary NY TOMPO no hamaly anao noho ny amiko, fa ny tanako dia tsy mba haninona anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka aoka i Iaveh no hitsara ahy sy ianao ary aoka i Iaveh no hamaly anao noho ny amiko, fa ny tanako tsy hamely anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO anie no hitsara ahy sy ianao, ka hamaly anao noho ny ratsy nataonao tamiko! Fa izaho kosa tsy haninji-tanana aminao.
Malagasy Bible 1865
Jehovah no hitsara ahy sy ianao, ary Jehovah no hamaly anao noho ny amiko, fa ny tanako tsy mba haninona anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no hitsara ahy sy ianao, ary NY TOMPO no hamaly anao noho ny amiko, fa ny tanako dia tsy mba haninona anao.
malagasy
Jehovah no hitsara ahy sy ianao, ary Jehovah no hamaly anao noho ny amiko, fa ny tanako tsy mba haninona anao.