1 Samuel 24:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny lazain’ny ohabolan’ny Ntaolo hoe: Avy amin’ny ratsy fanahy no ivoahan’ny faharatsiam-panahy. Nefa tsy haninona anao ny tanako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ratsy fanahy no iavian’ny haratsiam-panahy, hoy ny ohabolana fahagola, koa tsy hamely anao ny tanako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny lazain’ny ohabolan’ntaolo, dia «ny olon-dratsy no ipoiran’ny faharatsiam-panahy», fa izaho kosa tsy haninji-tanana aminao.
Malagasy Bible 1865
Araka ny lazain'ny ohabolan'ny ntaolo hoe: Avy amin'ny ratsy fanahy no ivoahan'ny ratsy, nefa ny tanako tsy haninona anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny lazain’ny ohabolan’ny Ntaolo hoe: Avy amin’ny ratsy fanahy no ivoahan’ny faharatsiam-panahy. Nefa tsy haninona anao ny tanako.
malagasy
Araka ny lazain'ny ohabolan'ny ntaolo hoe: Avy amin'ny ratsy fanahy no ivoahan'ny ratsy, nefa ny tanako tsy haninona anao.