1 Samuel 24:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitady an’iza moa no nivoahan’ny mpanjakan’ny Israely? Iza no enjehinao? Amboa maty sa parasy iray?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanenjika an’iza moa no dia niaingan’ny mpanjakan’i Israely? Iza no enjehinao? Amboa maty ve? parasy ve?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’iza moa no iadianao, ry mpanjakan’i Israely? Izaho izay amboa maty sy parasy kely ity ve no enjehinao?
Malagasy Bible 1865
Hitady an'iza no nivoahan'ny mpanjakan'ny Isiraely? Iza no enjehinao? Amboa maty; parasy iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitady an’iza moa no nivoahan’ny mpanjakan’ny Israely? Iza no enjehinao? Amboa maty sa parasy iray?
malagasy
Hitady an'iza no nivoahan'ny mpanjakan'ny Isiraely? Iza no enjehinao? Amboa maty; parasy iray.