1 Samuel 24:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka NY TOMPO no ho mpitsara ka hitsara ahy sy ianao ary hijery sy hisolo vava ahy ka hitsara sy hanafaka ahy amin’ny tananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka i Iaveh hitsara ahy sy ianao, ary hanapaka ny amintsika. Aoka hitsinjo sy handahatra ho ahy izy, ka hanafaka ahy amin’ny tananao ny didim-pitsaràny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny TOMPO no ho mpitsara ka dia hitsara ahy sy ianao! Aoka handinika ny amiko Izy ka hiaro ahy ary hanafaka ahy amin’ny fanenjehanao!
Malagasy Bible 1865
Aoka Jehovah no ho mpitsara, ka dia hitsara ahy sy ianao ary hijery sy handahatra ho ahy ka hanafaka ahy amin'ny tananao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka NY TOMPO no ho mpitsara ka hitsara ahy sy ianao ary hijery sy hisolo vava ahy ka hitsara sy hanafaka ahy amin’ny tananao.
malagasy
Aoka Jehovah no ho mpitsara, ka dia hitsara ahy sy ianao ary hijery sy handahatra ho ahy ka hanafaka ahy amin'ny tananao.