1 Samuel 24:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony vita io teny nataon’i Davida tamin’i Saoly io, dia hoy i Saoly: Feonao va izany, ry Davida zanako ô? Ary nanandra-peo nitomany i Saoly
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony vitan’i Davida ny filazana izany teny izany tamin’i Saola, dia hoy i Saola: «Feonao tokoa va izany, ry Davida, zanako ô!» Sady nanandra-peo i Saola ary nitomany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa vita izany tenin’i Davida tamin’i Saoly izany, dia nanontany azy i Saoly hoe: –Feonao tokoa ve izany, ry Davida zanako ô! Ary dia nigogogogo nitomany i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Ary nony vita izany teny nataon'i Davida tamin'i Saoly izany, dia hoy Saoly: Feonao va izany, ry Davida zanako ô? Ary Saoly nanandratra ny feony ka nitomany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony vita io teny nataon’i Davida tamin’i Saoly io, dia hoy i Saoly: Feonao va izany, ry Davida zanako ô? Ary nanandra-peo nitomany i Saoly
malagasy
Ary nony vita izany teny nataon'i Davida tamin'i Saoly izany, dia hoy Saoly: Feonao va izany, ry Davida zanako ô? Ary Saoly nanandratra ny feony ka nitomany;