1 Samuel 24:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady hoy izy tamin’i Davida: Marina noho izaho ianao satria ianao dia nanisy soa ahy, fa izaho kosa dia namaly ratsy anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy tamin’i Davida: «Marina noho izaho ianao, fa soa no nataonao tamiko, nefa ratsy kosa no navaliko anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray izy tamin’i Davida: –Marina ny anao, anaka, fa izaho no tena diso, satria ianao nanao soa tamiko fa izaho kosa nanao izay ratsy taminao.
Malagasy Bible 1865
ary hoy izy tamin'i Davida: Marina noho izaho ianao; fa ianao dia nanisy soa ahy, fa izaho kosa namaly ratsy anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady hoy izy tamin’i Davida: Marina noho izaho ianao satria ianao dia nanisy soa ahy, fa izaho kosa dia namaly ratsy anao.
malagasy
ary hoy izy tamin'i Davida: Marina noho izaho ianao; fa ianao dia nanisy soa ahy, fa izaho kosa namaly ratsy anao.