1 Samuel 24:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasehonao androany ny nanaovanao soa tamiko, fa na dia natolotry NY TOMPO teo an-tananao aza aho dia tsy namono ahy ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasehonao ny hatsaram-ponao amiko androany fa nanolotra ahy eo an-tananao i Iaveh, nefa ianao kosa tsy nahafaty ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasehonao tamiko androany ny hatsaram-ponao, fa tsy novonoinao ho faty aho na dia efa natolotry ny TOMPO teo an-tananao aza aho.
Malagasy Bible 1865
Ary ianao dia naneho androany ny nanaovanao soa tamiko, fa na dia natolotr'i Jehovah teo an-tananao aza aho, dia tsy nahafaty ahy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasehonao androany ny nanaovanao soa tamiko, fa na dia natolotry NY TOMPO teo an-tananao aza aho dia tsy namono ahy ianao.
malagasy
Ary ianao dia naneho androany ny nanaovanao soa tamiko, fa na dia natolotr'i Jehovah teo an-tananao aza aho, dia tsy nahafaty ahy ianao.