1 Samuel 24:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro ankehitriny, fantatro fa ho mpanjaka tokoa ianao ary ny fanjakan’ny Israely dia ho tafatoetra eo an-tananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny fantatro fa ho mpanjaka ianao, ary ho tafatoetra eo an-tananao ny fanjakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, fantatro fa ianao no ho mpanjaka ary hitoetra eo an-tananao ny fanjakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, ankehitriny fantatro fa ho mpanjaka tokoa ianao, ary ny fanjakan'ny Isiraely ho tafatoetra tsara eo an-tananao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro ankehitriny, fantatro fa ho mpanjaka tokoa ianao ary ny fanjakan’ny Israely dia ho tafatoetra eo an-tananao.
malagasy
Ary, indro, ankehitriny fantatro fa ho mpanjaka tokoa ianao, ary ny fanjakan'ny Isiraely ho tafatoetra tsara eo an-tananao.