1 Samuel 24:23 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nianiana tamin’i Saoly i Davida; dia lasa nody i Saoly, fa i Davida sy ny olony kosa dia niakatra nankany amin’ny manda fiarovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nianiana izany tamin’i Saola i Davida. Ary i Saola lasa nody any an-tranony, ary i Davida sy ny olony nankany amin’ny toerana mimanda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nianiana izany tamin’i Saoly i Davida. Ary i Saoly nody tany aminy, fa i Davida sy ny olony kosa niverina niakatra tany amin’ny fiereny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nianiana tamin’i Saoly i Davida; dia lasa nody i Saoly, fa i Davida sy ny olony kosa dia niakatra nankany amin’ny manda fiarovana.
malagasy
Ary Davida dia nianiana tamin'i Saoly; ary dia lasa nody Saoly, fa Davida sy ny olony kosa niakatra nankany amin'ny batery fiarovana.