1 Samuel 24:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naka telo arivo lahy voafantina tamin’ny Israely rehetra i Saoly ka lasa nitady an’i Davida sy ny olony tany amin’ny vatolampin’ny osidia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naka telo arivo lahy voafantina tamin’i Israely rehetra i Saola ka nandeha nitady an’i Davida sy ny olony, hatrany amin’ny vatolampin’ny osy dia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Saoly naka telo arivo lahy izay notsongaina tamin’i Israely manontolo, ka lasa nitady an’i Davida sy ny olony izay teo anoloan’ny Vatolampin’ny Osidia.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly naka telo arivo lahy voafantina tamin'ny Isiraely rehetra ka lasa nitady an'i Davida sy ny olony tany amin'ny vatolampin'ny osi-dia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naka telo arivo lahy voafantina tamin’ny Israely rehetra i Saoly ka lasa nitady an’i Davida sy ny olony tany amin’ny vatolampin’ny osidia.
malagasy
Ary Saoly naka telo arivo lahy voafantina tamin'ny Isiraely rehetra ka lasa nitady an'i Davida sy ny olony tany amin'ny vatolampin'ny osi-dia.