1 Samuel 24:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga teo amin’ny valan’ondry iray amoron-dalana izay nisy zohy i Saoly ka niditra tao mba hivoaka; i Davida sy ny olony anefa dia efa nipetraka tao anatin’ny zohy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tamin’ny valan’ondry izay tao amoron-dalana izy ary nisy zohy tao ka nidiran’i Saola hiavela; nefa i Davida sy ny olony, izany, nipetraka tao amin’ny faravody zohy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tonga teo amin’ny valan’ondry nanamorona ny lalana i Saoly, dia sendra zohy, ka dia niditra tao mba hivoaka kely. Nefa i Davida sy ny olony dia efa tao anaty zohy tao.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga teo amin'ny valan'ondry tamoron-dalana izay nisy zohy izy, ka niditra tao Saoly mba hiavela; nefa Davida sy ny olony efa nipetraka tao anatin'ny zohy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga teo amin’ny valan’ondry iray amoron-dalana izay nisy zohy i Saoly ka niditra tao mba hivoaka; i Davida sy ny olony anefa dia efa nipetraka tao anatin’ny zohy.
malagasy
Ary tonga teo amin'ny valan'ondry tamoron-dalana izay nisy zohy izy, ka niditra tao Saoly mba hiavela; nefa Davida sy ny olony efa nipetraka tao anatin'ny zohy.