1 Samuel 24:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany anefa dia nanenjika an’i Davida ny eritreriny noho ny nanapahany ny sisin’ny akanjoben’i Saoly
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitepotepo mafy ny fon’i Davida taorian’izany, noho ny nanapahany ny sisin-kapaotin’i Saola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa taorian’izany dia nidobodoboka mafy ny fon’i Davida noho ny nanapahany ny morotongotr’akanjon’i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Nefa nony efa vita izany, dia namely an'i Davida ny eritreriny noho ny nanapahany ny sisin'ny kapôtin'i Saoly,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany anefa dia nanenjika an’i Davida ny eritreriny noho ny nanapahany ny sisin’ny akanjoben’i Saoly
malagasy
Nefa nony efa vita izany, dia namely an'i Davida ny eritreriny noho ny nanapahany ny sisin'ny kapôtin'i Saoly,