1 Samuel 24:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izay dia mba nitsangana koa i Davida ka niala tao an-johy ary niantso taorianan’i Saoly hoe: Ry mpanjaka tompoko ô! Nony nitodika nijery azy i Saoly dia niondrika tamin’ny tany i Davida ka niankohoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay i Davida vao nitsangana koa sy nivoaka ny zohy ary rafitra niantsoantso an’i Saola nanao hoe: «Ry mpanjaka tompoko ô!» Niherika nijery i Saola, dia niondrika tamin’ny tany i Davida ka niankohoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany dia nitsangana ihany koa i Davida, nivoaka ny zohy sady niantso mafy an’i Saoly hoe: –Ry mpanjaka tompoko ô! Nitodika nijery i Saoly, dia niankohoka ho mari-panajana azy i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia mba nitsangana koa Davida ka niala tao an-johy koa, dia niantso an'i Saoly ka nanao hoe: Ry mpanjaka tompoko ô! Ary nony nitodika azy Saoly, dia niondrika tamin'ny tany Davida ka niankohoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izay dia mba nitsangana koa i Davida ka niala tao an-johy ary niantso taorianan’i Saoly hoe: Ry mpanjaka tompoko ô! Nony nitodika nijery azy i Saoly dia niondrika tamin’ny tany i Davida ka niankohoka.
malagasy