1 Samuel 25:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa namaly ny mpanompon’i Davida i Nabala hoe: Iza moa i Davida? Ary iza moa ny zanak’i Jese? Misy mpanompo maro ankehitriny izay milefa miala amin’ny tompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no navalin’i Nabala an’ireto mpanompon’i Davida nataony hoe: «Iza moa i Davida ary zovy ny zanak’i Isaï? Maro ny mpanompo milefa miala amin’ny tompony ankehitriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa namaly ireo mpanompon’i Davida i Nabala hoe: –I Davida zanakalahin’i Jisay hoe? Iza moa izany? Maro ankehitriny ireo mpanompo izay mitsoaka mandositra ny tompony.
Malagasy Bible 1865
Fa Nabala namaly ny mpanompon'i Davida hoe: Inona moa Davida? Ary inona moa ny zanak'i Jese? Misy mpanompo maro ankehitriny izay milefa miala amin'ny tompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa namaly ny mpanompon’i Davida i Nabala hoe: Iza moa i Davida? Ary iza moa ny zanak’i Jese? Misy mpanompo maro ankehitriny izay milefa miala amin’ny tompony.
malagasy
Fa Nabala namaly ny mpanompon'i Davida hoe: Inona moa Davida? Ary inona moa ny zanak'i Jese? Misy mpanompo maro ankehitriny izay milefa miala amin'ny tompony.