1 Samuel 25:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa halaiko va ny mofoko sy ny ranoko ary ny zavatra izay efa novonoiko ho an’ny mpanety ondriko ka homeko izay olona tsy fantatro fiaviana akory?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny mofoko mbamin’ny ranoko amam-biby fiompiko novonoiko ho an’ny mpanety ondriko ve, ka halaiko homena izay olona tsy fantatro niaviany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary haka amin’ny mofo sy ny rano ary ny hena izay efa nomaniko ho an’ny mpanety ondriko ve aho, ka hanome izany ho an’olona izay tsy fantatra fiaviana akory!
Malagasy Bible 1865
Koa halaiko va ny mofoko sy ny ranoko ary ny zavatra izay efa novonoiko ho an'ny mpanety ondriko, ka homeko izay olona tsy fantatro nihaviana akory?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa halaiko va ny mofoko sy ny ranoko ary ny zavatra izay efa novonoiko ho an’ny mpanety ondriko ka homeko izay olona tsy fantatro fiaviana akory?
malagasy
Koa halaiko va ny mofoko sy ny ranoko ary ny zavatra izay efa novonoiko ho an'ny mpanety ondriko, ka homeko izay olona tsy fantatro nihaviana akory?