1 Samuel 25:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihodina ny zatovon’i Davida ka niverin-dalana ary nody tany aminy ka nanambara izany teny rehetra izany taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina ilalana ny mpanompon’i Davida, ka nody, ary nony tonga izy, dia naveriny taminy izany teny rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitodi-doha niverina ireo mpanompon’i Davida; ka nony tonga izy ireo, dia nitatitra izany rehetra izany tamin’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Dia nihodina ny zatovon'i Davida ka nankany amin'izay nalehany; ary dia nody tany aminy indray izy ka nanambara izany teny rehetra izany taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihodina ny zatovon’i Davida ka niverin-dalana ary nody tany aminy ka nanambara izany teny rehetra izany taminy.
malagasy
Dia nihodina ny zatovon'i Davida ka nankany amin'izay nalehany; ary dia nody tany aminy indray izy ka nanambara izany teny rehetra izany taminy.