1 Samuel 25:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Abigaila, vadin’i Nabala, dia nilazan’ny iray tamin’ny zatovony hoe: Indro, nandefa iraka avy tany an-tany efitra i Davida mba hiarahaba ny tompontsika nefa nisafoaka tamin’ireny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy mpanompo anankiray nitondra ny vaovao tamin’i Abigaila nanao hoe: «Indro fa naniraka olona avy any an’efitra i Davida hiarahaba ny tompolahintsika, kanjo niantraika tamin’ireny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny iray tamin’ny mpanompon’i Nabala nampandre an’i Abigaîla vadiny hoe: –Indro nandefa iraka avy any an-taniefitra i Davida mba hiarahaba ny tompontsika, kanjo dia levilevy no nandraisany azy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary Abigaila, vadin'i Nabala, dia nilazan'ny anankiray tamin'ny zatovony hoe: Indro, Davida naniraka olona avy tany an-efitra mba hiarahaba ny tompontsika, nefa nisafoaka tamin'ireny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Abigaila, vadin’i Nabala, dia nilazan’ny iray tamin’ny zatovony hoe: Indro, nandefa iraka avy tany an-tany efitra i Davida mba hiarahaba ny tompontsika nefa nisafoaka tamin’ireny izy.
malagasy
Ary Abigaila, vadin'i Nabala, dia nilazan'ny anankiray tamin'ny zatovony hoe: Indro, Davida naniraka olona avy tany an-efitra mba hiarahaba ny tompontsika, nefa nisafoaka tamin'ireny izy.