1 Samuel 25:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy ireo no mandanay andro aman’alina tamin’ny andro rehetra nitoeranay niandry ondry tany aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo no mandanay andro aman’alina, nandritra ny andro rehetra niarahanay taminy, teo am-piandrasana ondry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy ireo no toy ny manda fiarovana ho anay andro aman’alina tamin’ny andro rehetra niandrasanay ondry teo aminy.
Malagasy Bible 1865
Izy no mandanay andro aman'alina tamin'ny andro rehetra nitoeranay niandry ondry tao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy ireo no mandanay andro aman’alina tamin’ny andro rehetra nitoeranay niandry ondry tany aminy.
malagasy
Izy no mandanay andro aman'alina tamin'ny andro rehetra nitoeranay niandry ondry tao aminy.