1 Samuel 25:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lehilahy iray tao Maona, ary tao Karmela no niasany; mpanankarem-be Ralehilahy ary nanana ondry telo arivo sy osy arivo; nanety ny ondriny tao Karmela izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tany Maona nisy lehilahy anankiray, ary tany Karmela ny fananany. Mpanan-karem-be izy: telo arivo ny ondriny ary arivo ny osiny, ary tao Karmela izy tamin’izay noho ny fanetezana ny ondriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tanàna Mahôna dia nisy lehilahy iray nikarakara ny fananany tao Karmela. Mpanefoefo izany olona izany, fa nanana ondry telo arivo sy osy arivo. Tonga tao Karmela izy hanatrika ny fanetezana ny ondry aman’osiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy lehilahy tao Maona, ary tao Karmela ny fananany; mpanjatobe ralehilahy ka nanana ondry telo arivo sy osy arivo, ary nanety ny ondriny tao Karmela izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lehilahy iray tao Maona, ary tao Karmela no niasany; mpanankarem-be Ralehilahy ary nanana ondry telo arivo sy osy arivo; nanety ny ondriny tao Karmela izy.
malagasy
Ary nisy lehilahy tao Maona, ary tao Karmela ny fananany; mpanjatobe ralehilahy ka nanana ondry telo arivo sy osy arivo, ary nanety ny ondriny tao Karmela izy.